Viavy Glam

Viavy Glam

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Viavy Glam, Health/Beauty, Andavamamba Antananarivo, Antananarivo.

💇‍♀️ Coiffure | 💅 Onglerie | 🛍️ Produits de beauté
Des prestations soignées et des produits sélectionnés pour révéler votre beauté.
📍Andavamamba à Côté de FJKM près de BET 261

Photos from Viavy Glam's post 10/10/2026

✨ Votre beauté mérite l’excellence, à un prix qui vous ressemble. Découvrez notre Price List VIAVY GLAM. 💛

📍Andavamamba à Coté du FJKM, près de Bet 261
☎️037 73 157 46

Photos from Viavy Glam's post 09/10/2026

❌❌ ENCORE DISPONIBLE LES FILLES ❌❌

Protège -slip NAOMI 🌸

✔️ Manify sy tsy hita rehefa anaovana
✔️ Malefaka ary mahazo aina mandritra ny tontolo andro
✔️ Manampy hitazona fahadiovana sy fahatsapana ho vaovao
✔️ Mety tsara amin’ny tsiranoka andavanandro, alohan’ny na aorian’ny fadimbolana
✔️ Mifanaraka tsara amin’ny atin’akanjo rehetra

💜 Misy karazany maro, arakaraka ny filanao.

📍Tongava mitsidika ny fivarotanay hisafidy izay mety aminao.
Lieu : Andavamamba à côté du FJKM , près du bet 261
✅Livraisons possibles
💰 Vidiny manomboka amin’ny 6000ar
❌AFAKA MANOME PRIX DE GROS IHANY KOA

Photos from Viavy Glam's post 07/10/2026

✨ Dove disponible chez VIAVY GLAM ✨

Hahazoana hoditra malefaka, mando tsara ary voakarakara isan’andro 🤍
🧴 Lotion Dove misy karazany samihafa, arakaraka ny filàn’ny hoditrao.

📍 VIAVY GLAM
🚕Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Photos from Viavy Glam's post 05/10/2026

Gamme Kojic Acid – disponible chez VIAVY GLAM ✨

Manomboka amin’ny fanadiovana ka hatramin’ny hydration, ity gamme ity dia natao hanampy amin’ny fikarakarana ny hoditra isan’andro. 🤍

🧼 Kojic Acid Soap – manampy manadio ny hoditra sy mampamirapiratra azy.
🫧 Facial Cleanser – manadio ny tarehy sy manala ireo loto.
✨ Exfoliating Gel – manampy manala ireo cellules mortes ka mampalefaka ny hoditra.
🤍 Face Cream – manampy mitazona ny hamandoan’ny hoditra sy manome éclat.
🧴 Body Lotion – mamelona sy manome hydration ny hoditra ary manampy amin’ny fanamiana ny teint.

🌿 Routine complète ho an’ny hoditra madio, malefaka, hydrated ary mamirapiratra.

📍 VIAVY GLAM – FJKM Andavamamba, près du BET 261
📩 Raha mila fanazavana momba ny vidiny sy ny disponibilité dia manorata amin’ny MP.

Photos from Viavy Glam's post 02/10/2026

✨ PROTÉINE 4 EN 1 – Cinéma Professional ✨

Un duo idéal pour prendre soin de vos cheveux 💆🏽‍♀️✨
🧴 Shampooing + masque capillaire à base de protéines, kératine & collagène.

💧 Manome hamandoana ny volo
✨ Manampy mampalefaka sy mampamirapiratra azy
🧴 Mamelona sy mikarakara ny volo maina sy simba
💆🏽‍♀️ Manampy hahatonga ny volo ho malefaka sy mora karakaraina

❌❌45.000 Ar ny duo❌❌
📍 VIAVY GLAM — FJKM Andavamamba, près du BET 261
🚕Livraison possible partout à Madagascar 🇲🇬

01/10/2026

✨ PROMOTION MOIS D’OCTOBRE INDRAY ARY Ô

Te hanana volo malama, mamirapiratra, malefaka ary voakarakara tsara ve ianao? 🤎

💇🏽‍♀️ Brushing + finition Steam Pod
✨ Na inona na inona halavan’ny volo : 8.000 Ar ihany !

Fotoana kely hikarakaranao ny volonao sy hampamirapiratra azy, ary hivoahana miaraka amin’ny volo madio, malama ary tena kanto. 😍✨

📅 Sur rendez-vous ihany
🕖 Ora fiasana : 07h00 – 17h30
📍 FJKM Andavamamba, akaikin’ny BET 261

⚠️ Voafetra ny toerana mandritra ny promotion.

📩 Message privé pour réserver

🤎 VIAVY GLAM – Ny hatsaranao no laharam-pahamehanay.

Photos from Viavy Glam's post 30/09/2026

🔥🔥 Ho anareo tia Décoration Mihaja Sy Mahafinaritra indray ity 🔥🔥

LAMPADAIRE DÉCORATIFS

❌❌300.000ar ❌❌
⛔️ 1m 55

📍Andavamamba , FJKM PRÈS DU BET 261
🚕Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Photos from Viavy Glam's post 29/09/2026

🎉🎉NOUVEAUTÉ ATO AMIN’NY VIAVY GLAM🎉🎉
Notre Beurre de Karité pur pressé à froid est en fin là 😍

Vita malagasy, izahay ihany no nanao azy, 100% naturel, tsy misy fangaro.
Nahoana no pressé à froid ? Mba hitazomana ny vitamines rehetra izay tena ilain'ny volo maina.

Ho an'ny inona :
✓ Manidy ny hamandoana (LOCK)
✓ Volo afro, volo maina, volo simba
✓ Tendrony tapaka sy maina
✓ Baby hair sy sisiny
✓ Randra, tissage, coiffure miaro volo

Tsy ho maina sy tapaka intsony ny volonao. Ho malefaka, mamirapiratra ary hitombo tsara.

Fabrication de Viavy Glam- Stock voafetra.
Midira MP raha hanafatra 📩
❌❌5.000ar❌❌
🚕Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Photos from Viavy Glam's post 28/09/2026

✨REDISPONIBLE INDRAY IRETO FA AZA TARA ✨

❌❌ 19.000ar ❌❌

Découvrez notre gamme de COSMO Fruit Tourist – Smoothie Face & Body Scrub 🍓🥭🍊🍉

🧖‍♀️ Gommage visage & corps
🍃 Aux extraits naturels de fruits
✨ Pour une peau douce, propre et agréablement parfumée
🌸 Plusieurs parfums disponibles !

💗 Faites-vous plaisir avec votre parfum préféré !

📍Viavy Glam FJKM ANDAVAMAMBA PRÈS DE BET 261
🚕Livraison possible
📩 Commandez dès maintenant en message privé.

Photos from Viavy Glam's post 26/09/2026

🎉🥰RETO ‘INDRAY MANARAKA LES FILLES

✅LA ROCHE POSAY

🩵 Effaclar Gel Moussant Purifiant — nettoie la peau en douceur et aide à éliminer l’excès de sébum et les impuretés.

🤍 Lipikar AP+M — nourrit intensément et aide à apaiser les peaux sèches et sensibles.

Iza no mety ??? Aza tara fa kely ny stock 🥰

🚕Livraisons disponibles
📍FJKM ANDAVAMAMBA PRÈS DU BET 261

Category

Website

Address

Andavamamba Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Viavy Glam posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.