My feet

My feet

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from My feet, Health/Beauty, Antananarivo.

25/09/2026

Te hanao vente live na Chevillère aho mety misy lina ve nareo?☺️♥️

25/09/2026

Te hanao Live vente chevillère aho izany zareo an
Mety misy lina ve ra hanao anizay isika ? 😋😋

24/09/2026

Belle journée ♥️

24/09/2026

Tsy masosotra e?

19/09/2026

De aona ? Omeko eto ny numéro ko mety hisy handefa vola ve za ? Sans conditions 😃😅

OMEO VOLA A

Zavatra tsy ary nolazaiko teo amin'ny fiainako fa ataoko public mihitsy izy izao. Tsorina ty fiainana ty fa tsy azo entina amin'ny fierté mal placée intsony.

Omeo vola aho izay tia ahy fa tsy mi-résoudre problème ny ' courage akie tu peux le faire '

Izay mbola ikôty koa avy dia vola alefa azafady dia asio objet. Dia miresaka isika aveo.

PS : Orange Money 032 89 562 91 (Hoby Lalaina)
Tsy mampiasa afa tsy io satria tsorina koa fiainana dia tsy miaritra Mvola sy ny problemany ☺️

Sayonara

19/09/2026

Fahamanjana be😋😋💋💋💋

19/09/2026

Io ary ilay vidéo manjakely nilay Espadrilles compensées Mulanka
Nanafatra ho ahy aho de nasiko mihoatra ho andry ♥️

150.000ar marque Mulanka provenance de France 🇫🇷 dispo pointure 37 noir et bleu
P 38 bleu
3 reo ihany no dispo fa tandremo sao tara 🥹♥️

18/09/2026

Tindry ve ito Espadrilles compensées keliko ito?
Mbola manana otranio bleu io sy noir za ra misy mila an😊
Marque Mulanka 😋

Photos from My feet's post 16/09/2026

Heheheh
Anga za hanome ze sary tsara indrindra ho anareo fona fa izay misy sy fiainako mihintsy no avokako😂

Bediabe ny olona mandefa mp amiko indrindra moa fa vehivavy manao teny maharary mihintsy oe tsy tanana sy tongotra olona panao rara sy olona miasa mihintsy oni fa manao princesse ambony latabatra 😅

Wadray aki ko??? Mahavita ny rythme ko anga ?😂

Ny asako no anisany mafy indrindra (teo aminy sary )
Fa kosa ny tenako ki tsy maintsy mba karakaraiko kiochaaaa an 😅 pardonnnn be mintsy

Na mafy ny asantsika ry maman , aza hadino ny mikarakara ny tenanao aloha , indraindray mba mila tia tena kely isika na mafy aza ny fiainana ♥️♥️
Zay fa bisous be ♥️

Mirary soa ny vehivavy mahery rehetra ny tenako ♥️

15/09/2026

Dans la nature 🍀

Category

Website

Address

Antananarivo
TANA

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when My feet posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.