Mora cosmètics
Ventes des produit cosmetiques en gros et en dètail
15/07/2025
Ndao hikarakara volo e, miaraka amin' ireto produit Coconut Milk ireto.
1)SHAMPOING :435ml(100% coconut milk and Aloe)
2)COCONUT MILK:600g ( restorative treatment; crème au coco après- shampoing réparateur. 100% coconut milk, avocado, Grape seed & Flaxseed oils)
👍 Mampaniry volo
👍 Mampangirana sy manalefaka volo
👍 Manala angadrano
👍Mitsabo ny volo vakivaky sy tapatapaka
👍 Tsy mifidy karazam_ bolo
👍Mety hanaovana curly
Prix: 30.000ar.
NB: Livraison gratuit, raha mahaliana anao, dia midira mp na miantso ny:
Tél : 0334953383
21/10/2024
21/11/2023
Ho avy ny fety, ndao hikarakara volo @ ireto produit ireto.
GAMME WELLICE ( oignon).
* shampoing wellice:400g
*Sérum wellice :150 ml
👉Mampalefaka ny volo
👉Manalava sy manome aina ny volo
👉Mitsabo ny volo mihintsana sy vakivaky
👉Mampaniry volo
👉Tsy mifidy karazam-bolo
Gamme wellice( shampoing+ Sérum): 25.000ar
Vonjivonjeo fa kelikely ihany ny stock.
Mp ou 0342193463.
NB: Livraison gratuit.
13/11/2023
Creme de visage( BRAVIA).
Prix mora , midira mp, misy prix de gros ihany koa ho an' ny mbola hivarotra
25/05/2023
Unika Botox😘
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
ANTANANARIVO101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Mora cosmètics posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.